Boky amin' ny anaran' i Esdrasa

Ny boky amin' ny anaran' i Esdrasa (na amin' ny anaran' i Ezra) dia boky ao amin' ny Baiboly izay mety ho kanônika na apôkrifa. Ny Bokin' i Ezra (na Bokin' i Esdrasa) ihany no kanônika ao amin' ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly prôtestanta fa prôtôkanônika kosa ao amin' ny Baiboly katôlika sy ny Baiboly ortodoksa.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search